F.A.M.M.I (Fianakaviana Anositany Mihavana sy Mifankatia)

Ity groupe ity dia natao indrindra hoan'ny fianakaviana avy ao @ ilay tanana kely atao hoe Anositany izay hita ao @ kaominina ambanivohitra Ambalavao distrika Atsimondrano. Fikambanana natao indrindra mba hanamafisana ny FIHAVANANA sy ny FIFANKATIAVANA...

Taranak'i RANAIVOSON Felix de Valois sy RASOAZANAKOLONA Marie.