gasy mifesiboky

Serasera @ samy gasy am-panajana... Samia mitondra ny anjara-biriky ampandrosoana an'ity vondrona ity fa antsika rehetra izy ity....ampidiro ireo namana sasany...ny tanjona dia ny anangona ny malagasy rehetra erantany anaty vondrona iray...Tsy tanteraka izany raha tsy isika rehetra no mifanolo-tanana..."Ny Firaisan-kina no hery"......