Gasy Pro & Amateur de l'informatique

Veuillez lire les règles du groupe avant de l'integrer et avant de poster des messages.
Hiangaviana mba hamaky ny fitsipika alohan'ny hidirana sy handefasana zavatra ao @ groupe.

Ce groupe est dédié à tous les Gasy qui veulent partager des astuces, tutoriels, conseils sur l'informatique....
Professionnels dans le domaine ou simples amateurs, vous êtes tous les bienvenus.

Sehatra ahafahana mitafatafa, mifanakalo sy mizara fahaiza-manao sy trai-kefa momba ny tontolon'ny informatika sy ny manodidina.

Posez vos questions, donnez votre avis, conseillez les autres.........
Apetraho ny fanontaniana, manomeza soso-kevitra, ampio sy toroy ny hafa .......

Et regardez les anciens posts ou les documents si ils ne contiennent pas déjà vos réponses.
Dia mba jereo ny resaka sy ny document taloha fa mety efa misy ny vaholana tadiavinareo.

Ireto anisan'ny voambolana mety hohita ato (Voici les vocabulaires probablement utilisés le plus souvent) : windows, pc, office, logiciel, matériels, installation, dépannage, HD, video, audio, software, plugin, tutoriel, ...

Sans oublier de se défouler, tout en restant dans le monde de l'informatique
Ao anatin'izany koa ny manal'azy kely indraindray, fa tsy mivoana @ resaka informatique.

Règle: Ne pas dire de propos injurieux envers et contre tous, y compris le changement total de la sémantique du sujet.
Fitsipika: tsy azo atao ny miteny ratsy na @ tenin-dràzana na @ teny vahiny sy miteraka fanafintohinana ny rehetra, ny mivoana tanteraka @ hevitra nahatonga ny groupe.

Le publicités intempéstives et/ou sans rapport avec l'informatique seront éffacées sans préavis.
Ny dokambarotra be tsy mijanona sady/na tsy misy hidirany @ resaka informatique dia voafafa avy hatrany.

Mankasitraka ny rehetra