Malagasy Mandranto Fianarana Aty Z'Amerika (MAMAFAZA)

Toerana ahafahan'ny mpianatra gasy aty USA mifankafantatra, mifanerasera, mifampizara ny mahasoa sy ny mahafinaritra ary mifampita/miady hevitra. Izay mianatra na nianatra taty USA dia asaina ho ato amin'ity pejy ity avokoa.